Results 1 of 1
|
[ OTHER LITERATURES]
|
| ... Ambohimarina ity mivelatra eo anoloan''Ivato ity no misy an'' Antanety tanindrazantsika koa. Ie! Ivato io mamirapiratra eo andrefan''i Laniera io. Dia io eo amoron-drano avaratra io Ambavoraka! Hitan-driko? Raha topazana ambony ny maso dia Merimandroso no eo avaratra . Ary io tendro kely andrefana io Ambohipoloalina. Tsinjo tsara avy ... |




